plt-x-sihanaka_heb_text_reg/01/01.txt

1 line
628 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Talô ela be Andriamanitra de niresaka tamin'ny razambetsika tamin'ny alalan'reo mpaminagny tamin'ny fotôna maro sy tamin'ny fomba maro. \v 2 Fa am'zao andro farany zao, de niresaka tamintsika tamin'ny alalan'ny Zanaka lahy Izy, ze notendreny ho mpandova ny ra daôly. Tamin'ny alalany iany kô no naharian'Andriamanitra zao tontolo zao. \v 3 Izy no famirapiratan'ny voninahitr'Andriamanitra, le endriky ny tegnany ndrindra. Na ny ra daôly aza de tazominy hiaraka amin'ny alalan'ny herin'ny teniny. Tafaran'ny nagnadiovany reo fahotana, de nipetraka takeo ambanin'ny tagnan'ankavanan'ny Lehibe aigny amin'ny avo izy.