plt-x-sihanaka_heb_text_reg/13/20.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 20 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, \v 21 de hagnatsara anareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena.