plt-x-sihanaka_heb_text_reg/13/15.txt

1 line
546 B
Plaintext

\v 15 Ary de andao tsika hagnatitra fagnati-piderana ho an'Andriamanitra hatrany, de fiderana vokatry ny molotra ze magneiky ny agnarany. \v 16 Fa mba aza magnadino ny magnano ny tsara sy magnampy ny tsiraikaraika tsika, fa amin'ny fagnatitra ôtran'zany indrindra no tegna sitrak'Andriamanitra. \v 17 De mankatoava sy magnikesa, an'reo mpitondra an'nareo, fa zareo no miaro ny fagnahinareo, salan'reo ze hagnano tatitra. Mba magnike hagnano an'zany am-pifalina reo mpitondra anareo, fa tsy atao ampisentôna zany. ka lasa tsisy dikany ho anareo.