plt-x-sihanaka_heb_text_reg/13/09.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 9 Azy magneiky tômina amin'reo karazagna fampenarana hafahafa. Fa tsara raha hamafisina amin'ny fasoavan'Andriamanitra ny fo, fa tsy amin'ny hanina ze tsy mahasoa reo mahavatra an'azy. \v 10 Tsika de managna alitara ze tsy anagnan'reo mpagnano fanompoam-pivavahana akao amin'ny tabernakely fahefana hihinana. \v 11 Ny ràn'reo biby novonoina natao fagnatitra ho an'ny ota de nentin'ny mpisorognabe takao amin'ny tôrana masina, nandritra an'zany ny vatan-jareo de nidorôna taigny avelagny ny toby.