plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/11.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 11 Amin'ny lafiny raika, ny mpisorogna daôly de mijoro isan'andro manompo an'Andriamanitra. Izy de magnolotra sorogna mitovy hatraigny, na zany aza zareo de tsy afaka magnala an'reo ota miintsy. \v 12 Amin'ny lafiny raika hafa, Kristy de nagnolotra sorogna raika ho an'ny ota mandrakizay, nipetraka teo an-tagnan'ankavanan'Andriamanitra Izy. \v 13 Izy de miandry mandra-pagnôvana an'reo favalony ho fipetran-tongotra ho an'ny tongony. \v 14 Fa tamin'ny fagnatitra raika izy de nalavorary mandrakizay reo ze nohamasinina.