plt-x-sihanaka_heb_text_reg/09/23.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 23 Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. \v 24 Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana, ze tandindon'le raika ze tegna izy fôgnany iany. Fa kosa niditra taigny an-dagnitra mitsy Izy, mbô hibôgna akeo amin'ny fagnatrehan'Andriamanitra ho antsika am'zao fotôna zao.