plt-x-sihanaka_heb_text_reg/09/16.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 16 Fa raha misy didim-panagnana, ny fafatesan'le ôla ze nagnano an'zany de tsy maintsy vôporofo. \v 17 Fa rafa misy fafatesana fôgna vô manan-kery ny didim-panagnana, satria tsy manan-kery zany raha ôtra ka mbôla velona le ôla ze nagnano an'zany.