plt-x-sihanaka_heb_text_reg/08/10.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 10 Fa izao no fanekena ze ho ataoko amin'ny ôlon'Israely am'zany andro zany — ozy ny Tompo. De ataoko akao antsaignan-jareo ny lalàko, ary hosoratako akao am-pon-jareo kô izany. Ary Za ho Andriamaniny, ary izy reo ho oloko.