plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/20.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 20 Tsy nitranga zany raha tsisy ny fandraisana fianianana. Am'lafiny raika, reo hafa reo de tonga mpisorogna tsy nila fianianana. \v 21 Fa am'lafiny raika hafa, ty raika ty, Jesosy de tonga mpisorogna tam'alalan'ny fianianana nataon'le nilaza taminazy hoe: "Ny Tompo de nianiana ary tsy hiova amin'ny heviny hoe: 'Enao de mpisorogna mandrakizay."'