plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/04.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 4 Jereo ny haleben'io leilà io. Ny razambentsika Abrahama de nagnome ny ampafolon'reo ra ze azony tam'ady. \v 5 Am'lafigny raika, reo zanaka lahin'i Levy ze mandray ny fisorognana de managna baiko avy am'lalàna mba hagnangona ny ampafolon-karena avy aigny am'reo ôla, zany de avy am'reo rahalan'jareo, na zany aza zareo, iany kô, de avy am'vatan'i Abrahama. \v 6 Fa am'lafiny tokana, Melkizedeka, ze tsy vôsoritra avy am'jareo ny taranany, de nandray ampafolon-karena avy am'i Abrahama, ary nagnome tsodrano an'azy, le tokana ze nagnana reo fampanantenana.