plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/01.txt

1 line
617 B
Plaintext

\c 7 \v 1 Melkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. \v 2 Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe "mpanjakan'ny famarinana." Ny agnarany hafa de "mpanjakan'i Salema," zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." \v 3 Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mijanona ho mpisorogna mandrakizay.