plt-x-sihanaka_heb_text_reg/06/13.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 13 Fa tamin'Andriamanitra nagnano ny fampagnantenany tamin'i Abrahama, de nianiana tamin'ny Tegnany Izy, rafa tsy afaka nianiana tamin'ny ôla geda kokoa. \v 14 Ozy hoe: "Za de hitahy an'nao tokoa, ary tegna hampabetsaka an'nao." \v 15 Tam'zany fomba zany, de nahazo ze nampagnantenaina tafaran'ny niandrasany tamim-paretana Abrahama.