plt-x-sihanaka_heb_text_reg/06/09.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 9 Fa zahay de resy latra ny am'reo ra tsara tokoa momba an'nareo, ry malala, ra ze makasika ny famonjena, na de miteny salan'zany aza zahay. \v 10 Fa Andriamanitra de tsy mbô tsy marina ka hagnadino ny asanareo sy ny fitiavanareo ze nabôgnanareo nohon'ny agnarany, satria anareo de nanompo reo mpino ary mbôla magnompo an-jareo hatraigny.