plt-x-sihanaka_heb_text_reg/05/07.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 7 Tam'reo andron'ny nofony, Kristy nagnolotra vavaka sy fangatana niaraka tamin'ny fitaraignana mafy sy ranomaso tamin'Andriamanitra, de raika ze afaka mamonjy an'Azy amin'ny fafatesana. Reigniny Izy non'ny fangorany. \v 8 Na de zanaka aza Izy, de nianatra fankatoavana tam'reo ra niaretany.