plt-x-sihanaka_heb_text_reg/04/06.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 6 Noho zany, satria mbôla vôtokana ho an'ny sasagny ny fidirana akao amin'ny fitsarany, ary satria betsaka reo Israelita nandregny ny vaovao mafaly tsy niditra takao nohon'ny tsy fankatoavana, \v 7 de nametraka andro raika ndre nantsovigna hoe: "Gniany " Andriamanitra. Tafaran'ny andro betsaka, de niresaka tamin'ny alalan'i Davida Izy, ôtran'ze vôlaza melô hoe: "Gniany raha mandregny ny feony anareo, de aza manamafy ny fonareo."