plt-x-sihanaka_heb_text_reg/03/12.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 12 Mitandrema, ry rahala, mba tsisy aminareo no de raika aza ka hanagna fo ratsin'ny tsy finona, fo ze miala amin'Andriamanitra velona. \v 13 Fa mifagnanara, sy mifampahereza isan'andro, raha mbola misy ny antsovina hoe: "Ngiany," mba tsy hisy aminareo ho tonga mafy fo noho ny fetaky ny fahotana.