\v 7 Tamin'ny finona Noa, no namena hafatra avy amin'Andriamanitra momba an'reo ra ze tsy mbola hita, niaraka tamin'ny fagnajana an'Andriamanitra no nagnamboarany ny sambo ze namonjeny ny hankohonany. Fa tamin'ny fagnanĂ´vana an'zany, no nagnamelĂ´han'zao tontolo zoa sy natongavany ho mpandova ny fahamarinana, araka ny finona.