Mitandrema, ry rahala, mba tsisy aminareo no de raika aza ka hanagna fo ratsin'ny tsy finona, fo ze miala amin'Andriamanitra velona. Fa mifagnanara, sy mifampahereza isan'andro, raha mbola misy ny antsovina hoe: 'Ngiany mba tsy hisy aminareo ho tonga mafy fo noho ny fetaky ny fahotana.