\v 7 Hevero reo mpitarika an'nareo, ze nitory ny tenin'Andriamanitra taminareo, hevero ny fiafaran'ny fiaignan'jareo. Alao tahaka ny finon-jareo. \v 8 Jesosy Kristy de tsy miova nomaoly, sy nigniany ary mandrakizay.