\v 17 Tamin'ny finona'i Abrahama rafa notsapaina, de nanolotra an'i Isaka. Io no razagny là tokana ze natolony, izy le nahazo an'reo fampagnantenana. \v 18 Tamin'i Abrahama no nilazana hoe: "Amin'ny alalan'Isaka no hanomdroana an'reo taranakao." \v 19 Abrahama de nihevitra fa Andriamanitra de havita hanangana an'Isaka amin'ny maty, ary amin'ny heviny amin'ny ôtra, avy tam-jareo no hazaôna an'azy ndre.