\v 17 Tsy hatsaro ny ota sy reo helok'izy reo intsony Za. \v 18 Ary na aiza misy famelana an'zany, de tsisy sorogna ho an'ny ota mitsy.