\v 4 Tsy ho an'ny tegnany no handraisan'ny ôla an'zany voninaitra zany. Fa kosany, izy de nantsovin'Andriamanitra, salan'i Arona. \v 5 De ôtr'zany, Kristy tsy mba nagnome haja ny tegnany miintsy tamin'ny fagnanoovany ny tegnany ho mpisorogna be. Fa kosany, le raika ze niresaka tamin'azy niteny hoe: "Zanako Enao; ngiany de tonga Rainao Za."