\v 1 No zany,ry rahalà masina, nizara ny fagnatsovan' ny lagnitra nareo. Saigno ny momba n'i Jesosy, ny apostoly sy ny mpisorombe ze eketsika. \v 2 Izy de natoky an'Andriamanitra,ze nanendry an'azy, ôtran'i Mosesy ze natoky tao andragnon'Andriamanitra fôgna kô. \v 3 Fa Jesosy de fa natao mendrika ny hanamboninahitra gedabe mihôtra an'i Mosesy,satria ze magnorina ny tragno no manan-kaja bebe koko no le tragno nataony.\v 4 Fa ny tragno daôly de nisy ôla nagnorina, fa ny tokana ze nagnorina ny ra daôly de Andriamanitra.