\v 11 Fa na ny ôla ze magnamasina na reo re vômasina de managna lôrano raika. No zany de tsy menatra an'azy reo hoe rahalà Izy. \v 12 Ozy Izy hoe: "Hagnambara ny agnaranao am'reo rahalàko Za, hihira ny momba an'nao avy akao agnatin'ny fivondrognana Za."