\v 13 Fa iza tam'reo anjely no nitinenan'Andriamanitra tamin'ny fotôna daôly hoe: "Mipitrà akeo amin'ny tagnana ankavanako mandra-pagnanôvako reo favalonao ho seza ho an'ny tongotrao?" \v 14 Reo anjely daôy tsy fagnahy manompo, sy nalefa hiahy reo ze handova ny famonjena?