\v 4 Lasana agnambo salan'reo anjely Izy, satria ny agnarana nolovainy de tsara lavitra noho ny agnaran-jareo. \v 5 Fa iza tam'reo anjely ma no mbô nilazan'Andriamanitra hoe: "Zanako anao, tonga rainao Za gniany," Ary ndre hoe: "Ho ray ho an'azy Za, ary izy ho zanaka ho Anà?"