auto save
This commit is contained in:
parent
ef4ddc51b8
commit
fc92dbb5b9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-kovelona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba hazaôn'jareo fitsanganana tsara kokô. Ny hafa de notsapaina tamin'ny fagnesôna sy re fitarôna iôny fa na de ny fatotra sy ny fagnagadra aza. Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa izy reo. Novonona tamin'ny sabatra izy reo. Nirenireny tamin'ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy reo. Nahantra zareo, nampihorohorona, nampahorena. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: "Notoram-bao izy reo. Notsofaina hizara roa. Nampandalovina fitsapan. Novonona tamin'ny sab
|
||||
Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-kovelona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba hazaôn'jareo fitsanganana tsara kokô. Ny hafa de notsapaina tamin'ny fagnesôna sy re fitarôna iôny fa na de ny fatotra sy ny fagnagadra aza. Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa izy reo. Novonona tamin'ny sabatra izy reo. Nirenireny tamin'ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy reo. Nahantra zareo, nampihorohorona, nampahorena. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: "Notoram-bao izy reo. Notsofaina hizara roa. Nampandalovina fitsapan. Novonona tamin'ny sabatra.") Zao tontolo zao de
|
Loading…
Reference in New Issue