Thu Dec 03 2020 13:55:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)
This commit is contained in:
parent
4c249158b5
commit
f86dd3ca4b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 19 \v 20 Managna an'zany toky zany tsika ho ferovagna sy vatofantsika azo hiankinana ho an'ny fagnahintsika, fatokiana ze miditra akao amin'ny fitôrana agnaty akao ambadiky ny lamba. Jesosy niditra takao am'zany fitôrana zany ôtran'ny mpalô lalana ho antsika, ka tonga mpisoronabe mandrakizay magnaraka ny fomban'i Melkizedeka.
|
||||
\v 19 Managna an'zany toky zany tsika ho ferovagna sy vatofantsika azo hiankinana ho an'ny fagnahintsika, fatokiana ze miditra akao amin'ny fitôrana agnaty akao ambadiky ny lamba. \v 20 Jesosy niditra takao am'zany fitôrana zany ôtran'ny mpalô lalana ho antsika, ka tonga mpisoronabe mandrakizay magnaraka ny fomban'i Melkizedeka.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Milkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. \v 2 Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe mpanjakan'ny famarinana. Ny agnarany hafa de mpanjakan'i Salema, zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." \v 3 Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mijanona ho mpisorogna mandrakizay.
|
||||
\c 7 \v 1 Melkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. \v 2 Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe "mpanjakan'ny famarinana." Ny agnarany hafa de "mpanjakan'i Salema," zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." \v 3 Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mijanona ho mpisorogna mandrakizay.
|
|
@ -86,7 +86,9 @@
|
|||
"06-09",
|
||||
"06-11",
|
||||
"06-13",
|
||||
"07-01",
|
||||
"06-16",
|
||||
"06-19",
|
||||
"07-title",
|
||||
"07-04",
|
||||
"07-07",
|
||||
"07-11",
|
||||
|
|
Loading…
Reference in New Issue