auto save
This commit is contained in:
parent
aa6d4a339f
commit
f81a1d534b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa ny mpisorognabe daôly de notendrena hagnatitra fagnomezana sy sorogna. Am'zany de tsy maintsy managna ra aterina kô. Ary raha takeo ambon'ny tany Kristy, de tsy mba mpisorogna miitsy Izy, satria misy rahateo reo ze magnatitra ny fagnomezana araka ny lalàna. Zareo de magnano ny fanompoam-pivavahana akao amin'ny
|
||||
Fa ny mpisorognabe daôly de notendrena hagnatitra fagnomezana sy sorogna. Am'zany de tsy maintsy managna ra aterina kô. Ary raha takeo ambon'ny tany Kristy, de tsy mba mpisorogna miitsy Izy, satria misy rahateo reo ze magnatitra ny fagnomezana araka ny lalàna. Zareo de magnano ny fanompoam-pivavahana akao amin'ny tabernakely ze tandindogna sy aloky ny ra aigny an-dagnitra. Zany de ôtran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'i Mosesy raha igny izy hande hagnambôtra ny tabernakely igny. Ozy Andria
|
Loading…
Reference in New Issue