auto save
This commit is contained in:
parent
559d244cdf
commit
f5daef4b83
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa iza ma no efa nareigny an'Andriamanitra ka mbola naditra? Fa tsy reo ze nivôka avy taigny Egypta niaraka tamin'i Mosesy ma zany? Iza no nampahasosy an'azy nandritry ny efapolo taona? Tsy reo ze nagnota ihany ma? ka niampatrampatra taigny agnefitra ny fatin-jareo? Hoan'iza no nefata
|
||||
Fa iza ma no efa nareigny an'Andriamanitra ka mbola naditra? Fa tsy reo ze nivôka avy taigny Egypta niaraka tamin'i Mosesy ma zany? Iza no nampahasosy an'azy nandritry ny efapolo taona? Tsy reo ze nagnota ihany ma? ka niampatrampatra taigny agnefitra ny fatin-jareo? Hoan'iza no nefantàny fa tsy hiditra akao amin'ny fitsaharany zareo
|
Loading…
Reference in New Issue