auto save
This commit is contained in:
parent
d66d1df64f
commit
f311b635b0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Milkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe mpanjakan'ny famarinana. Ny agnarany hafa de mpanjakan'i Salema, zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mitotra ho mpisorogna
|
||||
Milkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe mpanjakan'ny famarinana. Ny agnarany hafa de mpanjakan'i Salema, zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mijanona ho mpisorona mandrakizay.
|
Loading…
Reference in New Issue