From f11dbaa8dc124c3be4716137e163d9c95ab3be80 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 14:12:46 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 10/30.txt | 2 +- 10/32.txt | 2 +- 10/35.txt | 2 +- 10/38.txt | 2 +- 11/01.txt | 2 +- 5 files changed, 5 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/10/30.txt b/10/30.txt index e51b8af..4db8ea9 100644 --- a/10/30.txt +++ b/10/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 31 Fa tsika mafantatra le raika ze niteny hoe: "Anà ny valifaty; Za no hamaly." Ary ko: "Ny Tompo de hitsara ny ôla." Ra mampatatra no hilatsaka akeo antagnan'Andriamanitra velona! \ No newline at end of file +\v 30 Fa tsika mafantatra le raika ze niteny hoe: "Anà ny valifaty; Za no hamaly." Ary ko: "Ny Tompo de hitsara ny ôla." \v 31 Ra mampatatra no hilatsaka akeo antagnan'Andriamanitra velona! \ No newline at end of file diff --git a/10/32.txt b/10/32.txt index bcea8ca..89c8dea 100644 --- a/10/32.txt +++ b/10/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 \v 34 Fa tadidio reo andro talô, rafa nazavaina an'nareo ny fomba niaretanareo ny ady mafy tamin'ny fijalena. Anareo de nalana baraka ampabemaso tamin'ny fagnaratsena, sy tamin'y fagnenjena, ary nareo de niaraka nizara tam'reo ze nandalo fijalena salan'zany. Satria nareo de nagnana fangoram-po tam'reo ze nigadra, ary nareo de nagneky tamin-pifalena ny fangalana ny fanagnanareo. De nafantatra an'nareo fa ny tegnanareo de managna fanagnana tsara koko sy maharitra mandrakizay. (Fagnamaihana: Ny dikan-teny talô de tsy hahitana ny fehezanteny hoe: "Fa nareo de nagnana fangoram-po tamin'ny gadrako.") \ No newline at end of file +\v 32 Fa tadidio reo andro talô, rafa nazavaina an'nareo ny fomba niaretanareo ny ady mafy tamin'ny fijalena. \v 33 Anareo de nalana baraka ampabemaso tamin'ny fagnaratsena, sy tamin'y fagnenjena, ary nareo de niaraka nizara tam'reo ze nandalo fijalena salan'zany.\v 34 Satria nareo de nagnana fangoram-po tam'reo ze nigadra, ary nareo de nagneky tamin-pifalena ny fangalana ny fanagnanareo. De nafantatra an'nareo fa ny tegnanareo de managna fanagnana tsara koko sy maharitra mandrakizay. (Fagnamaihana: Ny dikan-teny talô de tsy hahitana ny fehezanteny hoe: "Fa nareo de nagnana fangoram-po tamin'ny gadrako.") \ No newline at end of file diff --git a/10/35.txt b/10/35.txt index c44704c..bee3a1e 100644 --- a/10/35.txt +++ b/10/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 \v 36 \v 37 No zany de aza arena ny fatokisanareo, ze managna valisoa gedabe. Fa nareo de mila miaritra, mba azahônareo ze nampagnantenain'Andriamanitra, rafa nagnano ny sitrapony nareo. Fa tsy ho ela, le raika ze hoa avy de ho avy tokôtrany ary tsy ho tara. \ No newline at end of file +\v 35 No zany de aza arena ny fatokisanareo, ze managna valisoa gedabe. \v 36 Fa nareo de mila miaritra, mba azahônareo ze nampagnantenain'Andriamanitra, rafa nagnano ny sitrapony nareo. \v 37 Fa tsy ho ela, le raika ze hoa avy de ho avy tokôtrany ary tsy ho tara. \ No newline at end of file diff --git a/10/38.txt b/10/38.txt index 826f078..329ab41 100644 --- a/10/38.txt +++ b/10/38.txt @@ -1 +1 @@ -\v 38 \v 39 Ny ôloko marina de hivelona amin'ny finôna. Raha mihemotra izy, Za de tsy ho faly amin'azy. Fa tsika de tsy naman'ze miemotra ho amin'ny faravana. Fa kosany, tsika de agnisan'reo ze managna finôna ho amin'ny fitanana ny fagnahintsika. \ No newline at end of file +\v 38 Ny ôloko marina de hivelona amin'ny finôna. Raha mihemotra izy, Za de tsy ho faly amin'azy. \v 39 Fa tsika de tsy naman'ze miemotra ho amin'ny faravana. Fa kosany, tsika de agnisan'reo ze managna finôna ho amin'ny fitanana ny fagnahintsika. \ No newline at end of file diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index 3987c07..99e9f1c 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Ary ny finona no antoka am'reo ra nandrasana tamim-patokisana. Io no porofon'reo ra mitranga ze mbola tsy hita. Fa no zany reo razambe de nankatoavina non'ny finon'jareo. Amin'ny finona no hafantarantsika fa ny didin'Andriamanitra nomoronana an'zao tontolo zao, da ze taza-maso de tsy natao tamin'ny ra ze hita maso. \ No newline at end of file +\v 3 Ary\v 1 ny finona no antoka am'reo ra nandrasana tamim-patokisana. Io no porofon'reo ra mitranga ze mbola tsy hita. \v 2 Fa no zany reo razambe de nankatoavina non'ny finon'jareo. Amin'ny finona no hafantarantsika fa ny didin'Andriamanitra nomoronana an'zao tontolo zao, da ze taza-maso de tsy natao tamin'ny ra ze hita maso. \ No newline at end of file