diff --git a/03/16.txt b/03/16.txt index 1ecaee5..4e3e619 100644 --- a/03/16.txt +++ b/03/16.txt @@ -1 +1 @@ -Fa iza ma no efa nareigny an'Andriamanitra ka mbola naditra? Fa tsy reo ze nivôka avy taigny Egypta niaraka tamin'i Mosesy ma zany? Iza no nampahasosy an'azy nandritry ny efapolo taona? Tsy reo ze nagnota ihany ma? ka niampatrampatra taigny agnefitra ny fatin-jareo? Hoan'iza no nefantàny fa tsy hiditra akao amin'ny fitsaharany zareo, ray \ No newline at end of file +Fa iza ma no efa nareigny an'Andriamanitra ka mbola naditra? Fa tsy reo ze nivôka avy taigny Egypta niaraka tamin'i Mosesy ma zany? Iza no nampahasosy an'azy nandritry ny efapolo taona? Tsy reo ze nagnota ihany ma? ka niampatrampatra taigny agnefitra ny fatin-jareo? Hoan'iza no nefantàny fa tsy hiditra akao amin'ny fitsaharany zareo, raha tsy ho an'reo ze tsy nagneiky an'Azy? Tazantsika fa tsy afaka niditra takao amin'ny fitsaharana zareo noho ny tsy finona. \ No newline at end of file diff --git a/05/01.txt b/05/01.txt index f3e6295..a9da041 100644 --- a/05/01.txt +++ b/05/01.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny mpisorognabe daôly, vôfidy avy tamin'ny ôla, de notindrena mba hiasa amin'ny agnaran'ny ôla am'reo ra makasika an'Andriamanitra, ka mba agnolorana fagnomezana sy fagnatitra ho an'ny ota. Izy de afaka mifagnaraka tsara amin'ny tsy mahalala sy ny maniasia satria izy tegnany kô de vôdidin'ny falemena. No zany, izy kô de takena hanolotra sorogna ho an'reo otany manokana, salan'ny nataony ho an'reo otan'ôla. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Fa ny mpisorognabe daôly, vôfidy avy tamin'ny ôla, de notindrena mba hiasa amin'ny agnaran'ny ôla am'reo ra makasika an'Andriamanitra, ka mba agnolorana fagnomezana sy fagnatitra ho an'ny ota. Izy de afaka mifagnaraka tsara amin'ny tsy mahalala sy ny maniasia satria izy tegnany kô de vôdidin'ny falemena. No zany, izy kô de takena hanolotra sorogna ho an'reo otany manokana, salan'ny nataony ho an'reo otan'ôla. \ No newline at end of file diff --git a/05/04.txt b/05/04.txt index 343db49..d32177f 100644 --- a/05/04.txt +++ b/05/04.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy ho an'ny tegnany no handraisan'ny ôla an'zany voninaitra zany. Fa kosany, izy de nantsovin'Andriamanitra, salan'i Arona. De ôtr'zany, Kristy tsy mba nagnome haja ny tegnany miintsy tamin'ny fagnanoovany ny tegnany ho mpisorogna be. Fa kosany, le raika ze niresaka tamin'azy niteny hoe: "Zanako Enao; ngiany de tonga Rainao Za." \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 Tsy ho an'ny tegnany no handraisan'ny ôla an'zany voninaitra zany. Fa kosany, izy de nantsovin'Andriamanitra, salan'i Arona. De ôtr'zany, Kristy tsy mba nagnome haja ny tegnany miintsy tamin'ny fagnanoovany ny tegnany ho mpisorogna be. Fa kosany, le raika ze niresaka tamin'azy niteny hoe: "Zanako Enao; ngiany de tonga Rainao Za." \ No newline at end of file diff --git a/05/06.txt b/05/06.txt index 27a9d8b..bcd38f0 100644 --- a/05/06.txt +++ b/05/06.txt @@ -1 +1 @@ -De ôtran'zany ko no nolazainy taigny amin'ny toeran-kafa hoe: "Enao de mpisorogna mandrakizay araka ny fomban'i Melkizedeka." \ No newline at end of file +\v 6 De ôtran'zany ko no nolazainy taigny amin'ny toeran-kafa hoe: "Enao de mpisorogna mandrakizay araka ny fomban'i Melkizedeka." \ No newline at end of file diff --git a/08/title.txt b/08/title.txt new file mode 100644 index 0000000..9f49de4 --- /dev/null +++ b/08/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary ny \ No newline at end of file