diff --git a/13/05.txt b/13/05.txt index 8ebc83b..203be5e 100644 --- a/13/05.txt +++ b/13/05.txt @@ -1 +1 @@ -Aza avela hahazo laka amin'ny fitondran-tegnanareo ny fitiavam-bola. Mifalia am'reo ra ze hanagnanareo, satria Izy Andriamanitra de nitare hoe: "Za de tsy handao an'nareo miitsy, na hahafoy an'nareo velively kô. Alao mba ho faly ntsika ka ho sahy hitare hoe: 'Ny Tompo no Mpamonjiko; ka tsy hatahotra za. Ino no azon'ny ôla atao aminà?" Hevero reo mpitarika an'nareo, ze nitory ny tenin'Andriamanitra taminareo, hevero ny fiafaran'ny fiaignan'jareo \ No newline at end of file +Aza avela hahazo laka amin'ny fitondran-tegnanareo ny fitiavam-bola. Mifalia am'reo ra ze hanagnanareo, satria Izy Andriamanitra de nitare hoe: "Za de tsy handao an'nareo miitsy, na hahafoy an'nareo velively kô. Alao mba ho faly ntsika ka ho sahy hitare hoe: 'Ny Tompo no Mpamonjiko; ka tsy hatahotra za. Ino no azon'ny ôla atao aminà?" \ No newline at end of file diff --git a/13/07.txt b/13/07.txt new file mode 100644 index 0000000..64c7a3a --- /dev/null +++ b/13/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +Hevero reo mpitarika an'nareo, ze nitory ny tenin'Andriamanitra taminareo, hevero ny fiafaran'ny fiaignan'jareo. Alao tahaka ny finon-jareo. Jesosy Kristy de tsy miova nomaoly, sy nigniany ary mandrakizay. \ No newline at end of file