diff --git a/09/25.txt b/09/25.txt index 90bad78..7a82f73 100644 --- a/09/25.txt +++ b/09/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 Tsy nande takao mbô hagnolotra ny tegnany imbetsaka Izy, salan'ny fagnanon'ny mpisoronabe, ze miditra akao amin'ny tôrana masina ndrindra isan-taona niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. Fa raha zany no ra nitranga, de nila nijaly imbetsaka nanomboka tamin'ny fagnorenana an'zao tontolo zao Izy. Fa am'zao fotôna zao de ndray mande monja no nampisehoana an'Azy mbô hagnala ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny tegnany iany. \ No newline at end of file +\v 25 Tsy nande takao mbô hagnolotra ny tegnany imbetsaka Izy, salan'ny fagnanon'ny mpisoronabe, ze miditra akao amin'ny tôrana masina ndrindra isan-taona niaraka tamin'ny ràn'ny hafa. \v 26 Fa raha zany no ra nitranga, de nila nijaly imbetsaka nanomboka tamin'ny fagnorenana an'zao tontolo zao Izy. Fa am'zao fotôna zao de ndray mande monja no nampisehoana an'Azy mbô hagnala ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny tegnany iany. \ No newline at end of file diff --git a/09/27.txt b/09/27.txt index 2585ed2..e382954 100644 --- a/09/27.txt +++ b/09/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 Efa natao ho foaty ndray mande ny ôla daôly, ary afaran'zany no ho avy ny fitsarana. Salan'zany iany kô, Kristy, ze natolotra ndray mande mbô hagnala reo fahotan'ny maro, de hibôgna fanindrôny, tsy handraraha ny ota, fa ho an'ny famonjena reo ze miandry an'Azy amim-paharetana. \ No newline at end of file +\v 27 Efa natao ho foaty ndray mande ny ôla daôly, ary afaran'zany no ho avy ny fitsarana. \v 28 Salan'zany iany kô, Kristy, ze natolotra ndray mande mbô hagnala reo fahotan'ny maro, de hibôgna fanindrôny, tsy handraraha ny ota, fa ho an'ny famonjena reo ze miandry an'Azy amim-paharetana. \ No newline at end of file diff --git a/10/01.txt b/10/01.txt index f76ebce..b44a141 100644 --- a/10/01.txt +++ b/10/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Fa ny lalàna de alok'reo ra tsara ho avy fogna, fa tsy tegna endrik'reo ra reo. Reo ze magnatogna an'Andriamanita de tsy afaka ny ho lafatra amin'ny alalan'ny sorogna mitovy an'zany entin'reo mpisorogna isan-taona. \v 2 Raha zany de tsy efa nijanona ny nanolotra an'regny sorogna regny ma zareo? Am'zany ra zany, raha efa nodovina indraika fogna izy reo, de tsy mba hafantatra ny ota mitsy reo mpivavaka. \v 3 Faa am'reo sorogna reo de misy fampatsahivina reo ota isan-taona. \v 4 Satria ny ràn'ny omby là sy osy là de tsy mavita magnala reo ota. \ No newline at end of file +\c 10 \v 1 Fa ny lalàna de alok'reo ra tsara ho avy fogna, fa tsy tegna endrik'reo ra reo. Reo ze magnatogna an'Andriamanita de tsy afaka ny ho lafatra amin'ny alalan'ny sorogna mitovy an'zany entin'reo mpisorogna isan-taona. \v 2 Raha zany de tsy efa nijanona ny nanolotra an'regny sorogna regny ma zareo? Am'zany ra zany, raha efa nodovina indraika fogna izy reo, de tsy mba hafantatra ny ota mitsy reo mpivavaka. \v 3 Fa am'reo sorogna reo de misy fampatsahivina reo ota isan-taona. \v 4 Satria ny ràn'ny omby là sy osy là de tsy mavita magnala reo ota. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 406bb17..d6a263c 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -118,7 +118,10 @@ "09-16", "09-18", "09-21", - "10-01", + "09-23", + "09-25", + "09-27", + "10-title", "10-05", "10-08", "10-11",