auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-14 18:02:27 +08:00 committed by root
parent 0dc91c9066
commit e44afa811a
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy mila izy, tsy salan'reo mpisorognabe, hanolotra sorogna isan'andro, ny vôlôny ho an'reo fahotany manokana, ary avy akeo ho an'reo fahotan'ny ôla. Efa nagnano an'zany ndray mande ho an'ny daôly izy, rafa nanolotra ny tegnany. Fa ny lalàna manondro ny ôla ze managna falemena ho mpisorognabe. Fa ny tenin'ny fianianana, ze tonga tafaran'ny lalàna, de nanendry Zanaka là, ze natao tonga lafatra mandrak
Tsy mila izy, tsy salan'reo mpisorognabe, hanolotra sorogna isan'andro, ny vôlôny ho an'reo fahotany manokana, ary avy akeo ho an'reo fahotan'ny ôla. Efa nagnano an'zany ndray mande ho an'ny daôly izy, rafa nanolotra ny tegnany. Fa ny lalàna manondro ny ôla ze managna falemena ho mpisorognabe. Fa ny tenin'ny fianianana, ze tonga tafaran'ny lalàna, de nanendry Zanaka là, ze natao tonga lafatra mandrakizay.

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
No zany, satria tsika vôdidina

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12