auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 10:38:08 +03:00 committed by root
parent 2271095581
commit e290c5b1ad
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Magniry mafy zahay mbô ha
Magniry mafy zahay mbô hampiseho fazotoana salan'zany hatramin'ny faragny ny tsiraikaraika aminareo ho an'ny antoky ny fatokiana feno. Zany de mbô tsy ho lasa kamo anareo, fa ho mpaka-tahaka an'reo ze mandova reo fampagnantenana amin'ny finoana sy faharetana.

1
06/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa tamin'Andriamanitra nagnano ny fampagnantenany tamin'i Abrahama, de nianiana tamin'ny Tegnany Izy, rafa tsy afaka nianiana tamin'ny ôla geda kokoa. Ozy hoe: "Za de hitahy an