From d0d2c7b247696eef77c8eafc7df77591ff5fece5 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Thu, 3 Dec 2020 11:49:13 -0500 Subject: [PATCH] Thu Dec 03 2020 11:49:12 GMT-0500 (Eastern Standard Time) --- 04/12.txt | 2 +- 04/14.txt | 2 +- manifest.json | 4 +++- 3 files changed, 5 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/04/12.txt b/04/12.txt index fabf366..b7e0fec 100644 --- a/04/12.txt +++ b/04/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 FA ny tenin'Andriamanitra de velona sy mandaitra ary maranitra nohon'ny sabatra roa lela. Zany de magnidrona hatramin'ny fagnasarahana ny aigna amin'ny fagnahy, sy ny tonona amin'ny tsoka mihitsy aza. Ka afaka fantarina ny eritreritry ny fo sy reo fikasana. Tsisy famoronana niafina takeo agnatrehan'Andriamanitra. Fa kosa, ny ra daôly de miharihary sy misokatra akeo amason'le raika ze tsy maintsy hampamoahintsika. \ No newline at end of file +\v 12 Fa ny tenin'Andriamanitra de velona sy mandaitra ary maranitra nohon'ny sabatra roa lela. Zany de magnidrona hatramin'ny fagnasarahana ny aigna amin'ny fagnahy, sy ny tonona amin'ny tsoka mihitsy aza. Ka afaka fantarina ny eritreritry ny fo sy reo fikasana. \v 13 Tsisy famoronana niafina takeo agnatrehan'Andriamanitra. Fa kosa, ny ra daôly de miharihary sy misokatra akeo amason'le raika ze tsy maintsy hampamoahintsika. \ No newline at end of file diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt index d7ec9e3..d28957a 100644 --- a/04/14.txt +++ b/04/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Noho zany, satria tsika de managna mpisoronabe geda ze lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de ande tsika hifikitra mafy amin'ny finoantsika. Fa tsika de tsy managna mpisoronabe ze tsy matsapa fangoràna amin'ny falementsika. Fa kosa, tsika de managna ôla raika ze efa nalaim-pagnahy tamin'ny fomba daôly salan'ny antsika, saingy Izy tsisy ôta. Ôka ary tsika ande amin'ny fatokina ho aigny amin'ny seza fendrianan'ny fahasoavana, mbô handraisantsika ny famindram-po sy hahita fasoavana hagnampy amin'ny fotôna ilàna an'zany. \ No newline at end of file +\v 14 Noho zany, satria tsika de managna mpisoronabe geda ze lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de ande tsika hifikitra mafy amin'ny finoantsika. \v 15 Fa tsika de tsy managna mpisoronabe ze tsy matsapa fangoràna amin'ny falementsika. Fa kosa, tsika de managna ôla raika ze efa nalaim-pagnahy tamin'ny fomba daôly salan'ny antsika, saingy Izy tsisy ôta. \v 16 Ôka ary tsika ande amin'ny fatokina ho aigny amin'ny seza fendrianan'ny fahasoavana, mbô handraisantsika ny famindram-po sy hahita fasoavana hagnampy amin'ny fotôna ilàna an'zany. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index e3e4f65..5ac738a 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -70,7 +70,9 @@ "04-03", "04-06", "04-08", - "05-01", + "04-12", + "04-14", + "05-title", "05-04", "05-06", "05-07",