auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 10:12:09 +03:00 committed by root
parent cbe174ec76
commit cf631630bd
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tamin'Andriamanitra nagnano ny fampagnantenany tamin'i Abrahama, de nianiana tamin'ny Tegnany Izy, rafa tsy afaka nianiana tamin'ny ôla geda kokoa. Ozy hoe: "Za de hitahy an'nao
Fa tamin'Andriamanitra nagnano ny fampagnantenany tamin'i Abrahama, de nianiana tamin'ny Tegnany Izy, rafa tsy afaka nianiana tamin'ny ôla geda kokoa. Ozy hoe: "Za de hitahy an'nao tokoa, ary tegna hampabetsaka an'nao." Tam'zany fomba zany, de nahazo ze nampagnantenaina tafaran'ny nandraisany temim-paretana Abrahama.

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa ny ôla de mianiana amin'ny ôla ze geda kokoa noho ny tengan-jareo. Isaky ny tapitra ny fifamalin-jareo, de misy voady raika natao ho