diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt deleted file mode 100644 index 76276e3..0000000 --- a/01/01.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Talô ela be Andriamanitra de niresaka tamin'ny razambetsika tamin'ny alalan'reo mpaminagny tamin'ny fotôna maro sy tamin'ny fomba maro. Fa am'zao andro farany zao, de niresaka tamintsika tamin'ny alalan'ny Zanaka lahy Izy, ze notendreny ho mpandova ny ra daôly. Tamin'ny alalany iany kô no naharian'Andriamanitra zao tontolo zao. Izy no famirapiratan'ny voninahitr'Andriamanitra, le endriky ny tegnany ndrindra. Na ny ra daôly aza de tazominy hiaraka amin'ny alalan'ny herin'ny teniny. Tafaran'ny nagnadiovany reo fahotana, de nipetraka takeo ambanin'ny tagnan'ankavanan'ny Lehibe aigny amin'ny avo izy. \ No newline at end of file diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt deleted file mode 100644 index cd7e4e9..0000000 --- a/01/04.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -\v 4 \v 5 Lasana agnambo salan'reo anjely Izy, satria ny agnarana nolovainy de tsara lavitra noho ny agnaran-jareo. Fa iza tam'reo anjely ma no mbô nilazan'Andriamanitra hoe: "Zanako anao, tonga rainao Za gniany," Ary ndre hoe: "Ho ray ho an'azy Za, ary izy ho zanaka ho Anà?" \ No newline at end of file diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt deleted file mode 100644 index 343e20a..0000000 --- a/01/06.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -\v 6 \v 7 Ary kô, rafa nitondra ny lahimatoa taketo am'zao tontolo zao Andriamanitra, de nitare Izy hoe: "Reo anjelin'Andriamanitra daôly de tsy maintsy midera an'Azy." Momba an'reo anjely de nitare Izy hoe: "Izy le raika nagnano reo anjeliny ho fagnahy, ary reo mpanompony nataony lelan'afo." \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt deleted file mode 100644 index 1f05fc4..0000000 --- a/01/08.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Fa momban'ny Zanaka de ozy hoe: "Ny seza fendrianano, ry Andriamanitra, de mandrakizay ary ho doria. Ny tehin'ny fanjakanao de tehin'ny fitsarana. Nahita ny fahamarinana anao ary nankahala ny fandikan-dalàna. Noho zany Andriamanitra, Andriamanitrao, de nagnosotra an'nao tamin'ny menaky ny hafalena mihôtra noho reo mpiara-de aminao." \ No newline at end of file diff --git a/01/10.txt b/01/10.txt deleted file mode 100644 index ebf24cd..0000000 --- a/01/10.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -"Taigny am-pendohana, ry Tompo, Anao no namorona ny fototry ny tany. Reo lagnitra de asan'ny tananao. Ho levona zareo, fa Anao hanohy. Ho rivotra salan'ny tapa-damba zareo. Hamoritra an-jareo salan'ny fitadena anao, ary hovana salan'ny poti-damba zareo. Fa anao de salan'zany, ary ny taonanao de tsy hanam-pataperana." \ No newline at end of file diff --git a/01/13.txt b/01/13.txt deleted file mode 100644 index 9af644a..0000000 --- a/01/13.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -\v 13 \v 14 Fa iza tam'reo anjely no nitinenan'Andriamanitra tamin'ny fotôna daôly hoe: "Mipitrà akeo amin'ny tagnana ankavanako mandra-pagnanôvako reo favalonao ho seza ho an'ny tongotrao?" Reo anjely daôy tsy fagnahy manompo, sy nalefa hiahy reo ze handova ny famonjena? \ No newline at end of file diff --git a/01/title.txt b/01/title.txt deleted file mode 100644 index 61760df..0000000 --- a/01/title.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -TOKO 1 \ No newline at end of file diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt deleted file mode 100644 index 3d8fe34..0000000 --- a/06/01.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Noho zany, ande havelantsika ny fentombohan'ny hafatr'i Kristy ka handroso amin'ny famatorana. Ande tsika tsy hametraka ndre ny fototry ny fibebahana nohon'ny asan'ny maty sy ny finoana an'Andriamanitra, na ny fototry ny fampenarana momban'ny batisa, ny fametran-tagnana, ny fitsanganan'reo ôla maty, ary ny fitsarana mandrakizay. Hagnano an'zany fôgna kô tsika raha avelan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/06/04.txt b/06/04.txt deleted file mode 100644 index 625c774..0000000 --- a/06/04.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Fa tsy hay atao ho an'reo ze efa noazavaina ndre mande azany, ze nagnandrana ny fagnomezana avy aigny an-dagnitra, ze nandray ny Fanahy Masina, ary ze nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy reo herin'ny vanim-potôna ho avy, saingy avekeo de lavo - tsy hay atao ny mamerina an-jareo amin'ny fibebahana ndre. Zany de satri nomboan-jareo ho an'ny tegnan-jareo ndre ny Zanak'Andriamanitra, ary nalainy baraka ampabemaso. \ No newline at end of file diff --git a/06/07.txt b/06/07.txt deleted file mode 100644 index 846eae4..0000000 --- a/06/07.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Fa ny tany ze mitroka ny orana mateti-piavy am'zany, sy ze mamokatra reo ra maniry ilan'reo ôla ze niasana ny tany - io no tany ze mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra. Fa raha mamokatra tsilo zany, de tsisy ilàna an'azy ary efa ankekin'ny fagnozonana. Ny fiafaran'zany de ampiretina. \ No newline at end of file diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt deleted file mode 100644 index 28be0ce..0000000 --- a/06/09.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Fa zahay de resy latra ny am'reo ra tsara tokoa momba an'nareo, ry malala, ra ze makasika ny famonjena, na de miteny salan'zany aza zahay. Fa Andriamanitra de tsy mbô tsy marina ka hagnadino ny asanareo sy ny fitiavanareo ze nabôgnanareo nohon'ny agnarany, satria anareo de nanompo reo mpino ary mbôla magnompo an-jareo hatraigny. \ No newline at end of file diff --git a/06/11.txt b/06/11.txt deleted file mode 100644 index 37b94ae..0000000 --- a/06/11.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Magniry mafy zahay mbô hampiseho fazotoana salan'zany hatramin'ny faragny ny tsiraikaraika aminareo ho an'ny antoky ny fatokiana feno. Zany de mbô tsy ho lasa kamo anareo, fa ho mpaka-tahaka an'reo ze mandova reo fampagnantenana amin'ny finoana sy faharetana. \ No newline at end of file diff --git a/06/13.txt b/06/13.txt deleted file mode 100644 index 03764c3..0000000 --- a/06/13.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Fa tamin'Andriamanitra nagnano ny fampagnantenany tamin'i Abrahama, de nianiana tamin'ny Tegnany Izy, rafa tsy afaka nianiana tamin'ny ôla geda kokoa. Ozy hoe: "Za de hitahy an'nao tokoa, ary tegna hampabetsaka an'nao." Tam'zany fomba zany, de nahazo ze nampagnantenaina tafaran'ny nandraisany temim-paretana Abrahama. \ No newline at end of file diff --git a/06/16.txt b/06/16.txt deleted file mode 100644 index 13c4e57..0000000 --- a/06/16.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Fa ny ôla de mianiana amin'ny ôla ze geda kokoa noho ny tengan-jareo. Isaky ny tapitra ny fifamalin-jareo, de misy voady raika natao ho fagnamafisana. Rafa nagnapa-kevitra ny hampibôgna mazava kokoa tam'reo mpandovan'ny fampagnantenana ny sty fiovan'ny kalitaon'ny tanjony Andriamanitra, de nameny antoka tamin'ny voady zany. Nataony zany mbô ho amin'ny alalan'ny ra tsy azo ovana anakirôy - ze tsy hain'Andriamanitra ny mandainga am'zany - de hanagna fampaherezana matanjaka mbô hitazomana mafy ny fatokiana ze napetraka takeo agnolôntsika, tsikana, ze nandositra mbô hanagna felofana. \ No newline at end of file diff --git a/06/19.txt b/06/19.txt deleted file mode 100644 index 1cd6efe..0000000 --- a/06/19.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Managna an'zany toky zany tsika ho ferovagna sy vatofantsika azo hiankinana ho an'ny fagnahintsika, fatokiana ze miditra akao amin'ny fitôrana agnaty akao ambadiky ny lamba. Jesosy niditra takao am'zany fitôrana zany ôtran'ny mpalô lalana ho antsika, ka tonga mpisoronabe mandrakizay magnaraka ny fomban'i Melkizedeka. \ No newline at end of file diff --git a/06/title.txt b/06/title.txt deleted file mode 100644 index 1423c85..0000000 --- a/06/title.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -TOKO 6 \ No newline at end of file diff --git a/front/title.txt b/front/title.txt deleted file mode 100644 index c7f293c..0000000 --- a/front/title.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -HEBREO \ No newline at end of file