From c1c4759b32d2f24cadc5c69c0e17cfa738d940cc Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 27 May 2020 07:42:10 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 11/20.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/20.txt b/11/20.txt index c91132e..28cfd7e 100644 --- a/11/20.txt +++ b/11/20.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny finona momban'reo ra ho avy kô no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao. Tamin'ny finona Jakoba, tam'ze efa ho foaty, no nitso-drano reo zanak'i Josefa tsiraikaraika avy. Nivavaka Jakoba, nitehina tamin'ny lohan' \ No newline at end of file +Tamin'ny finona momban'reo ra ho avy kô no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao. Tamin'ny finona Jakoba, tam'ze efa ho foaty, no nitso-drano reo zanak'i Josefa tsiraikaraika avy. Nivavaka Jakoba, nitehina tamin'ny lohan'ny tehiny. Tamin'ny finona Josefa, rafa nagnakeky ny fefarany, no niresaka ny fengan'ny zanak'Israely avy aigny Egypta ary nagnarafany ny amin'ny tôlany. \ No newline at end of file