diff --git a/11/04.txt b/11/04.txt index fae87b7..d5f0996 100644 --- a/11/04.txt +++ b/11/04.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny finona no nanoloran'i Abela fagnatitra tsara kokô ho an'Andriamanitra nony an'i Kaina, tamin'ny alalan'zany no nagnambrany an'azy ho marina, ary Andriamanitra nitare tsara an'azy non'reo fagnatiny, ary amin'ny finona no mbola hitaravan'i Abela, na de efa maty aza \ No newline at end of file +Tamin'ny finona no nanoloran'i Abela fagnatitra tsara kokô ho an'Andriamanitra nony an'i Kaina, tamin'ny alalan'zany no nagnambrany an'azy ho marina, ary Andriamanitra nitare tsara an'azy non'reo fagnatiny, ary amin'ny finona no mbola hitaravan'i Abela, na de efa maty aza izy. \ No newline at end of file diff --git a/11/05.txt b/11/05.txt new file mode 100644 index 0000000..beb53c6 --- /dev/null +++ b/11/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +Tamin'ny finona no namindrana an'i Enoka mba tsy aitany fafatesana. "Tsy hita izy, satria nilain'Andriamanitra." Fa talôn'ny nangalàna an'azy, de nijorôna vavolombelona fa nankasitran'Andriamanitra izy. \ No newline at end of file