auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 07:42:10 +08:00 committed by root
parent b27ea31fdc
commit a9b15e1c6d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny finona'i Abrahama rafa notsapaina, de nanolotra an'i Isaka. Io no razagny là tokana ze natolony, izy le nahazo an'reo fampagnantenana. Tamin'i Abrahama no nilazana hoe: "Amin'ny alalan'Isaka no hanomdroana an'reo taranakao." Abrahama de nihevitra fa Andriamanitra de havita hanangana an'Isaka amin'ny maty, ary amin'ny heviny amin'ny ôtra, avy tam-jareo no ha
Tamin'ny finona'i Abrahama rafa notsapaina, de nanolotra an'i Isaka. Io no razagny là tokana ze natolony, izy le nahazo an'reo fampagnantenana. Tamin'i Abrahama no nilazana hoe: "Amin'ny alalan'Isaka no hanomdroana an'reo taranakao." Abrahama de nihevitra fa Andriamanitra de havita hanangana an'Isaka amin'ny maty, ary amin'ny heviny amin'ny ôtra, avy tam-jareo no hazaôna an'azy ndre.