auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 09:28:07 +08:00 committed by root
parent de5e9aac46
commit a31b542f64
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary de tsy hampianatra ny mpiara-monina sy ny rahalany avy zareo, ka hitare hoe: "Fantaro ny Tompo." Fa hahafantatra Anà daôly ry razeo, manomboka amin'reo kely indrindra da ha
Ary de tsy hampianatra ny mpiara-monina sy ny rahalany avy zareo, ka hitare hoe: "Fantaro ny Tompo." Fa hahafantatra Anà daôly ry razeo, manomboka amin'reo kely indrindra ka hatramin'ny geda indrindra. Fa Za de hamindra fo amin'ny tsy fahamarinan-jareo, ary hahatsiaro reo fahotany ntsony."