auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 09:15:32 +08:00 committed by root
parent a0d2928492
commit 978e8d1a04
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ny fototry ny ra lazainay de zao: Tsiak de managna mpisorognabe ze nipetraka teo antanan-kavanan'Andriamanitra ny seza fendrianan'le be voninahitra aigny an-dagnitra. Izy no mpagnano ny fanompoampivavahana akao amin'ny tôrana masina, de le taberinakely marina ze naorin'ny Tompo ho an'azy, fa tsy an'ôla.
Ary ny fototry ny ra lazainay de zao: Tsiak de managna mpisorognabe ze nipetraka teo antanan-kavanan'Andriamanitra ny seza fendrianan'le be voninahitra aigny an-dagnitra. Izy no mpagnano ny fanompoam-pivavahana akao amin'ny tôrana masina, de le taberinakely marina ze naorin'ny Tompo ho an'azy, fa tsy an'ôla.

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny mpisorognabe daôly de notendrena hagnatitra fagnomezana sy sorogna. Am'zany de tsy maintsy managna ra aterina kô. Ary raha takeo ambon'ny tany Kristy, de tsy mba mpisorogna miitsy Izy, satria misy rahateo reo ze magnatitra ny fagnomezana araka ny lalàna
Fa ny mpisorognabe daôly de notendrena hagnatitra fagnomezana sy sorogna. Am'zany de tsy maintsy managna ra aterina kô. Ary raha takeo ambon'ny tany Kristy, de tsy mba mpisorogna miitsy Izy, satria misy rahateo reo ze magnatitra ny fagnomezana araka ny lalàna. Zareo de magnano ny fanompoam-pivavahana akao amin'