auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 08:27:55 +08:00 committed by root
parent 33139650f4
commit 8f9f81efe7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny finona Mosesy, rafa teraka izy de nasitrik'reo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana satria hitan'jareo fa zaza tsara izy. Tsy natatra ny didin'ny mpanjaka zareo. Tamin'ny finona Mosesy, tafaran'ny naleibe an'azy, no nandà ny hentsovana an'azy ho zanaka làhin'ny zanaka vavin'i Farao. Fa sosa, nisafidy ny hijaly niarka tamin'ny vahôkan'Andriamanitra izy, ôtran'ze hankafy an'reo fafinaretan'ny fahotana mandritry ny fotôna foika. Nilaza izy hoe ny fafam-baraka amin'ny fagnarahana an'i Kristy de harena ngae
Tamin'ny finona Mosesy, rafa teraka izy de nasitrik'reo ray aman-dreniny nandritry ny telo volana satria hitan'jareo fa zaza tsara izy. Tsy natatra ny didin'ny mpanjaka zareo. Tamin'ny finona Mosesy, tafaran'ny naleibe an'azy, no nandà ny hentsovana an'azy ho zanaka làhin'ny zanaka vavin'i Farao. Fa sosa, nisafidy ny hijaly niarka tamin'ny vahôkan'Andriamanitra izy, ôtran'ze hankafy an'reo fafinaretan'ny fahotana mandritry ny fotôna foika. Nilaza izy hoe ny fafam-baraka amin'ny fagnarahana an'i Kristy de harena ngaza no reo haren'i Egypt. Satria nampifatoka an'reo masony tamin'ny valisoany izy.

1
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tamin'ny finona no t