auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 08:07:55 +08:00 committed by root
parent 431978a091
commit 8148825454
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny finona, na de Saraha izy tegnany ze momba aza, no nazaôn'i Abrahama ny fahafana ho ray. Nitranga zany na de efa tegna antitra aza izy, satriaa neverina ho ôtran'ny le matoky namena le fampagnantenana izy. (Fagnamarihana: Misy fagnontanena momban'ny hoe ny finoan'i Abrahama sa ny finoan'i Saraha no nasongadiagna. "Tamin'ny finona i Saraha na de efa antitra aza izy no nazaôny hery hanagn'anaka, na de efa tegna antitra aza izy hitondra zaza, satria nihevitra le nagnome le fampagnatenana an'azy ho matoky.") No zany avy am'zany leila zany, ze efa ho foaty, no nahateran'reo ze ôtran'reo kintana aigny an-dagnitra ny h
Tamin'ny finona, na de Saraha izy tegnany ze momba aza, no nazaôn'i Abrahama ny fahafana ho ray. Nitranga zany na de efa tegna antitra aza izy, satriaa neverina ho ôtran'ny le matoky namena le fampagnantenana izy. (Fagnamarihana: Misy fagnontanena momban'ny hoe ny finoan'i Abrahama sa ny finoan'i Saraha no nasongadiagna. "Tamin'ny finona i Saraha na de efa antitra aza izy no nazaôny hery hanagn'anaka, na de efa tegna antitra aza izy hitondra zaza, satria nihevitra le nagnome le fampagnatenana an'azy ho matoky.") No zany avy am'zany leila zany, ze efa ho foaty, no nahateran'reo ze ôtran'reo kintana aigny an-dagnitra ny habetsahany sy ôtran'ny fasika magnamorona ny ranomasina, ze tsy vôisa.

1
11/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tao amin'ny finona iregny dahôly regny no maty tsy nandry an're fampagnatenana. Fa kosa ta