Thu Dec 03 2020 14:13:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-03 14:13:40 -05:00
parent 3cca58be79
commit 7bd5c7c6a9
5 changed files with 8 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha misy didim-panagnana, ny fafatesan'le ôla ze nagnano an'zany de tsy maintsy vôporofo. Fa rafa misy fafatesana fôgna vô manan-kery ny didim-panagnana, satria tsy manan-kery zany raha ôtra ka mbôla velona le ôla ze nagnano an'zany.
\v 16 Fa raha misy didim-panagnana, ny fafatesan'le ôla ze nagnano an'zany de tsy maintsy vôporofo. \v 17 Fa rafa misy fafatesana fôgna vô manan-kery ny didim-panagnana, satria tsy manan-kery zany raha ôtra ka mbôla velona le ôla ze nagnano an'zany.

View File

@ -1 +1 @@
Ka na de ny fanekena vôlôny aza tsy natao raha tsisy rà. Fa rafa nagnome ny didy daôly takao amin'ny lalàna tam'reo ôla daôly Mosesy, de niaka ny ran'reo omby sy reo osy, niaraka tamin'ny rano, volon'ondry jaky mena, sy hysopa izy, ary namafy takeo amin'ny boky sy ny ôla daôly. Ary iz nitare hoe: "Ty no ràn'ny fanekena ze nandiden'Andriamanitra ho an'nareo."
\v 18 Ka na de ny fanekena vôlôny aza tsy natao raha tsisy rà. \v 19 Fa rafa nagnome ny didy daôly takao amin'ny lalàna tam'reo ôla daôly Mosesy, de naka ny ran'reo omby sy reo osy, niaraka tamin'ny rano, volon'ondry jaky mena, sy hysopa izy, ary namafy takeo amin'ny boky sy ny ôla daôly. \v 20 Ary izy nitare hoe: "Ty no ràn'ny fanekena ze nandiden'Andriamanitra ho an'nareo."

View File

@ -1 +1 @@
Ôtran'zany kô, de namafy rà takeo amin'ny tabernakely sy reo fitôran-javatra daôly ampiasaina amin'ny fanompôna izy. Araka ny lalàna, de saika ny ra daôly no vôdio tamin'ny rà. Raha tsisy fandatsahan-drà de tsisy famelan-keloka.
\v 21 Ôtran'zany kô, de namafy rà takeo amin'ny tabernakely sy reo fitôran-javatra daôly ampiasaina amin'ny fanompôna izy. \v 22 Araka ny lalàna, de saika ny ra daôly no vôdio tamin'ny rà. Raha tsisy fandatsahan-drà de tsisy famelan-keloka.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana, ze tandindon'le raika ze tegna izy fôgnany iany. Fa kosa niditra taigny an-dagnitra mitsy Izy, mbô hibôgna akeo amin'ny fagnatrehan'Andriamanitra ho antsika am'zao fotôna zao.
\v 23 Noho zany de nilaina ny alok'reo ra aigny an-dagnitra mbô ho vôdion'ny soron'reo biby reo. Na zany aza, reo ran'ny lagnitra mitsy no nila nodiovina tamin'ny sorogna tsara kokoa. \v 24 Fa Kristy de tsy niditra takao amin'ny tôrana masina ndrindra ze nataon'ny tagnana, ze tandindon'le raika ze tegna izy fôgnany iany. Fa kosa niditra taigny an-dagnitra mitsy Izy, mbô hibôgna akeo amin'ny fagnatrehan'Andriamanitra ho antsika am'zao fotôna zao.

View File

@ -114,6 +114,10 @@
"09-06",
"09-08",
"09-11",
"09-13",
"09-16",
"09-18",
"09-21",
"10-01",
"10-05",
"10-08",