From 7a501935b30ef09bf029065a0f275cee5c8e1200 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Thu, 3 Dec 2020 14:21:40 -0500 Subject: [PATCH] Thu Dec 03 2020 14:21:39 GMT-0500 (Eastern Standard Time) --- 10/28.txt | 2 +- 10/30.txt | 2 +- 10/32.txt | 2 +- manifest.json | 2 +- 4 files changed, 4 insertions(+), 4 deletions(-) diff --git a/10/28.txt b/10/28.txt index 1be9602..1636764 100644 --- a/10/28.txt +++ b/10/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 Na iza na iza nandà ny lalàn'i Mosesy de no faty tsisy indrafo amin'ny fijorona vavolombelon'reo roey na telo ze nagnatri-maso. \v 29 Fagnasazena tegna mafy manakôry no eritreretinareo fa mendrika an'reo ze nagnitsaka ny zanak'Andriamanitra, ze nagnano ny ràn'ny fanekena ho tsy masina. Le rà ze nagnamasinana an'Azy - ary naniratsira ny Fagnan'ny fasoavana? \ No newline at end of file +\v 28 Na iza na iza nandà ny lalàn'i Mosesy de no faty tsisy indrafo amin'ny fijorona vavolombelon'reo roey na telo ze nagnatri-maso. \v 29 Fagnasazena tegna mafy manakôry no eritreretinareo fa mendrika an'reo ze nagnitsaka ny zanak'Andriamanitra, ze nagnano ny ràn'ny fanekena ho tsy masina— Le rà ze nagnamasinana an'Azy— ary naniratsira ny Fagnan'ny fasoavana? \ No newline at end of file diff --git a/10/30.txt b/10/30.txt index 4db8ea9..3d3bc80 100644 --- a/10/30.txt +++ b/10/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 Fa tsika mafantatra le raika ze niteny hoe: "Anà ny valifaty; Za no hamaly." Ary ko: "Ny Tompo de hitsara ny ôla." \v 31 Ra mampatatra no hilatsaka akeo antagnan'Andriamanitra velona! \ No newline at end of file +\v 30 Fa tsika mafantatra le raika ze niteny hoe: "Anà ny valifaty; Za no hamaly." Ary ko: "Ny Tompo de hitsara ny ôla." \v 31 Ra mampataotra no hilatsaka akeo antagnan'Andriamanitra velona! \ No newline at end of file diff --git a/10/32.txt b/10/32.txt index 89c8dea..62ae2ba 100644 --- a/10/32.txt +++ b/10/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 Fa tadidio reo andro talô, rafa nazavaina an'nareo ny fomba niaretanareo ny ady mafy tamin'ny fijalena. \v 33 Anareo de nalana baraka ampabemaso tamin'ny fagnaratsena, sy tamin'y fagnenjena, ary nareo de niaraka nizara tam'reo ze nandalo fijalena salan'zany.\v 34 Satria nareo de nagnana fangoram-po tam'reo ze nigadra, ary nareo de nagneky tamin-pifalena ny fangalana ny fanagnanareo. De nafantatra an'nareo fa ny tegnanareo de managna fanagnana tsara koko sy maharitra mandrakizay. (Fagnamaihana: Ny dikan-teny talô de tsy hahitana ny fehezanteny hoe: "Fa nareo de nagnana fangoram-po tamin'ny gadrako.") \ No newline at end of file +\v 32 Fa tadidio reo andro talô, rafa nazavaina an'nareo ny fomba niaretanareo ny ady mafy tamin'ny fijalena. \v 33 Anareo de nalana baraka ampabemaso tamin'ny fagnaratsena, sy tamin'y fagnenjena, ary nareo de niaraka nizara tam'reo ze nandalo fijalena salan'zany. \v 34 Satria nareo de nagnana fangoram-po tam'reo ze nigadra, ary nareo de nagneky tamin-pifalena ny fangalana ny fanagnanareo. De nafantatra an'nareo fa ny tegnanareo de managna fanagnana tsara koko sy maharitra mandrakizay. [Fagnamarihana: Ny dikan-teny talô de tsy hahitana ny fehezanteny hoe: "Fa nareo de nagnana fangoram-po tamin'ny gadrako."] \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 7d62f57..5c7a762 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -131,9 +131,9 @@ "10-19", "10-23", "10-26", + "10-28", "10-30", "10-32", - "10-35", "10-38", "11-01", "11-04",