auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 08:47:55 +08:00 committed by root
parent 92b48a295d
commit 72d942c13a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-kovelona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba hazaôn'jareo fitsanganana tsara kokô. Ny hafa de notsapaina tamin'ny fagnesôna sy re fitarôna iôny fa na de ny fatotra sy ny fagnagadra aza. Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa izy reo. Novonona tamin'ny sabatra izy reo. Nirenireny tamin'ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy reo. Nahantra zareo, nampi
Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-kovelona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba hazaôn'jareo fitsanganana tsara kokô. Ny hafa de notsapaina tamin'ny fagnesôna sy re fitarôna iôny fa na de ny fatotra sy ny fagnagadra aza. Notoram-bato izy reo. Notsofaina hizara roa izy reo. Novonona tamin'ny sabatra izy reo. Nirenireny tamin'ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy reo. Nahantra zareo, nampihorohorona, nampahorena. (Fagnamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: "Notoram-bao izy reo. Notsofaina hizara roa. Nampandalovina fitsapan. Novonona tamin'ny sa